Teny iditra fijangajangana (jangajanga (janga))
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanaranam-po amin' ny fitondran-tena ratsy, filibana amin' ny fahalianana ara-nofo, fandehanana amin' ny olona tsy vadin' ny tena: Raran' Andriamanitra amin' ny didy fahenina ny fijangajangana
Mitovy hevitra: fandehandehanana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Adultery, licentiousness [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Luxure [1.3, 1.8]
 Adultère [1.8]
Ohatra 
1Rahefa tapa-kevitra ny hiala amin' ny loka sy ny fijangajangana! [2.529]
2Misy milaza fa hila haka tahaka ny fomban' ny Tanindrana iarahany miaina Ingahy Randriamihaja, raha ny fijangajangana sy ny fisotroan-toaka no heverina [2.5]

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/06