Entrée fihetsehan > fihetsehana (hetsika)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Fihevingevenan' ny loha, vatana, tanana: Manao fihetsehana mampihomehy Isambilo
¶ Paika, hevi-petsy: Ianao koa ohatra ny mbola tsy mahalala ny fihetsehan' i Jaona
¶ Fiovana tampoka amin' ny fandehan' ny aretina: Nisy fihetsehana ny aretin-drainy
Explications en français  [SLP 1986] mouvement, geste
Morphologie 
fihetsehana
fihetsehako
fihetsehanao
fihetsehany
fihetsehantsika
fihetsehanay
fihetsehanareo
fihetsehan'
fihetsehan-
fihetseham-
fihetseha-
-pihetsehana
-pihetsehako
-pihetsehanao
-pihetsehany
-pihetsehantsika
-pihetsehanay
-pihetsehanareo
-pihetsehan'
-pihetsehan-
-pihetseham-
-pihetseha-
Exemples  [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 61] Iny fihetsehana alina iny no toa fara-heriny satria tsy afa-nitsangana intsony ny lehilahy.