Teny iditra fihary (hary)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazana taova manamboatra sy mamoaka ranoka ilaina amin' ny fandevonan-kanina, toy ny fihary rora, ny fiharim-bavony [1.1]
 Taova manamboatra sy mamoaka zavatra ilain'ny vatana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Glande [1.13]
Ohatra Fihary ny Vihindahy Mihitatra lo tranga io dia mpahazo ireo lehilahy mihoatra ny 40 taona. [2.424]
Voambolana 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra fihary (hary)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mihary, mitady [1.1]

Teny iditra fihary (hary)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Azo angonina, tadiavina: Ny vola fihary [1.1]

Teny iditra fihary
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] ompiana, fiompy [1.78]

Teny iditra fihary (hary)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] For omby, an ox, lit. wealth. [1.2]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/30