Teny iditra | fihantonana (hantona) | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Fikiraviravezana, fikirazorazoana: Fihantonan-damba [1.1] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Suspension, le clou, la corde, tout ce qui sert à suspendre, l’intermittence, le lieu, le temps de la suspension [1.3] | ||
Ohatra | ary volafotsy ny fihantonana amin' ny tsangantsangany sy ny anjaka hitohizany.
[2.996] | ||
Kamban-teny |
| ||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny fihantonana io | ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/09 |