Teny iditra | figogogogoana (gogogogo (gogo)) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fitomaniana arahina toloko na feo mafy [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Les lamentations La violence du torrent [1.3] | |
Ohatra | Eny ambony tafon-trano rehetra sy eny amin' ny kianja ao Moaba, tsy misy afa-tsy figogogogoana fotsiny;
[2.996] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/13 |