Teny iditra fifanampiana (ampy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Aide mutuelle
Addition. [Voambolana: Matematika: rafitrisa] [1.13]
Ohatra 
1Kanefa nisy maro ny ady na dia nisy ihany aza ny fifanampiana. [2.508]
2Tsy maintsy taperina daholo ny fifanampiana fa tsy azo asiana ambiny. [2.245]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11