Teny iditra fifampitenenana (teny)
Sokajin-teny anarana
Ohatra Matoa mitranga ny fampitandremana iray, na arofanina, na fifampitenenana, na fifanarahana, na dina, na lalàna: misy ahina na mitady hihoa-pefy ao na efa minia mihoa-pefy, na tsy mahatsiaro tena na tsy mahalala sy tsy mahay izay tokony hataony. [4.26]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20