Teny iditra fifamofoana (fofo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fangatahan' ny zazalahy iray zazavavy amin' ny ray aman-dreniny ho vadiny araka ny fombafomba rehetra fanao amin' izany [1.1]
Ohatra 
1Raha nihantsona teo amin' ny fifamofoana fotsiny izy, dia fifamofoana. [2.5]
2Ilay zazavavy tsotra koa nankasitraka rahateo, ka dia natao ny fifamofoana. [2.499]

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/21