Teny iditra fieboana (ebo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fireharehana: Ny harena no anton' ny fieboany [1.1]
Ohatra fa mifetsy ny fananan' ny mpitondratena amin' ny fivavahana lavareny ataony mba ho fieboana fotsiny, ka hohelohina mafimafy kokoa izy. [2.996]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/26