Teny iditra fiarakaretsaka
Singan-teny fiara ; karetsaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anarana omena ny fiarakodia madinika izay mifanaretsaka mitondra olona amin' ny tanàn-dehibe [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A taxicab [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Taxi [1.8]
Ohatra 
1Fiarakaretsaka no noraisiko teo Anosizato hodiana. [2.4]
2Fiarakaretsaka iray no efa niandry azy teo amoron-dalana. [2.470]
3Nandray fiarakaretsaka iray izahay roa lahy, dia nivoaka ny tanàna. [2.471]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12