Teny iditra | fiara | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Filanjana misy takoboka Zavatra fitondrana an-tanety na anaty rano. [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | An open palanquin adorned with scarlet in which the sovereign is carried A ship The sacred ark of Scripture [Provincial] The seats or moveable deck of a lakam-piara [1.2] | |
Vehicle [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Véhicule [1.8, 1.13] | |
Automobile, voiture [1.13] | ||
Voambolana | Fitaterana | |
Teny iditra | fiara | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny anglisy | [Betsileo] A palm [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Betsimisaraka, Merina] (de fiara : brancard, tout ce qui sert à porter) Surtout les pétioles séchés des feuilles de rafia, Raphia ruffia Mart. (Arecaceae). [1.196] | |
Anarana ara-tsiansa | Raphia ruffia | |
Voambolana | Haizavamaniry: hazo palma | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12 |