Teny iditra fiadiana (ady)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fifanoherana
Fitaovana entina miady [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The act of fighting; weapons [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Combat, bataille: Maty tany am-piadiana izy (Il est mort dans le combat)
Les armes, les munitions: Vao nampakatra fiadiana ny fanjakana (Le gouvernement a fait monter dernièrement des armes, des munitions)
Celui qui se bat souvent, qui se dispute souvent, qui est souvent en procès. [1.3]
 Action de se battre; armes [1.8]
Ohatra 
1Toa mitady fiadiana, hony, ianao? [2.471]
2Lefona ihany no fiadiana anananay. [2.472]
3Antananarivo tamin' izay tonga tanàna fiadiana. [1.437]
Lahatsoratra 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20