Teny iditra fetezana (mety (ety))
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  hatsarana, hamarinana: Lazao ahy ny tsy fetezan' izany fiteniko izany
fanekena, fitiavana: Noho ny tsy fetezan' ny zandrinao handeha, dia ianao no handeha [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  willingness; suitability [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  convenance, assentiment [1.5]
  consentement; qualité de ce qui convient [1.8]
Ohatra Tsy fetezana hiova amin' izay hevitra efa voalazan' ny tena teo aloha. [2.285]
Tovy hevitra fety

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20