Teny iditra | feno haravoana | |
Singan-teny | feno ; haravoana | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: faly | |
Ohatra | Ary aoka anie ho an'ilay manam-pahefana hiaro anareo tsy ho lavo, sy hampiseho anareo ho tsy manan-tsiny amam-peno haravoana eo anatrehan'ny fiandrianany,
[2.996] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/01 |