Teny iditra 1/3 fen' akoho
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny anglisy Drumstick of a chicken [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Cuisse de poule [1.8]
Voambolana 
Singan-teny fe ; akoho
Kamban-teny 

Teny iditra 2/3 fenakoho
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanomezana omen' ny ray aman-dreny ny zanaka rehefa tonga ny fandroana, ka raha mbola amin' ny fotoana tsy ahazoana mamono zavamananaina no anomezana azy, dia vola no atao [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [Betsimisaraka] Ce nom veut dire littéralement « cuisse de poulet ». C'est la partie du poulet qui est traditionnellement donné aux enfants. Par extension, on appelle ainsi tout ce qui est réservé à l'usage des enfants ou à leurs jeux [1.196]
Ohatra raha mamangy izy tsy tapaka mivimbina zavatra kely, ary raha tojo ny tonon-taona, mifanome vodiakoho sy fenakoho; [2.436]
Singan-teny fe
Anaram-javamaniry 

Teny iditra 3/3 fenakoho
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Betsimisaraka] A shrub [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Betsimisaraka] Arbuste non identifié [1.196]
Voambolana 
Singan-teny fe

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/15