Teny iditra | fehikibo | |
Singan-teny | fehy ; kibo | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Anja-koditra na zavatra hafa atao fehy eo amin' ny kibo [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [ fehy kibo ] A girdle, a girth. fehin-kibo also used [1.2] | |
A belt [1.7] | ||
Ohatra | Ny basiny nahankiny tamin' ny rindrina, ny lefona teo anjoron-trano, ary fehikibo hoditra sy ny moara inihantokantona nanodidina ny efi-trano.
[2.649] | |
Voambolana | Toe-karena: zaitra | |
Tsipelina hafa | fehinkibo ~ fehin-kibo | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/29 |