Teny iditra | fara tsena | |
Singan-teny | fara ; tsena | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Ny tsena aloha kelin' ny fandroana na ny taom-baovao [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | The last time of holding a market before the New Year's festival. [1.2] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/16 |