Teny iditra | 1 fangovitra (hovitra) |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Fomban' ny olona mangovitra, mipararetra: Moa ve samy hafa ny fangovitry ny olona marary sy ny an' ny olona matahotra? [1.1] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |