Teny iditra fangady (hady)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bezanozano, Taimoro, Taisaka, Tambahoaka, Tanala] angady [1.78]
 Vy voavoatra misy lelany sy zarany atao fihadian-tany, izay antsoina matetika kokoa hoe Angady [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [Mod. s. from mangady (hady).] A spade. See angady. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Taisaka] Bêche [1.82]
Ohatra 
1Ary koa, misy fangady arivo milevina ao anaty farihy lehibe. [2.69]
2Koa raha avy izay itenenana sy andrindrana, fangady no filanjako, entana no fitondrako. [2.857]
Voambolana 
Tovy hevitra angady
Kamban-teny 
Mpanahaka  fangadifohiny
Ohabolana 

Teny iditra fangady
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo, Merina] (de hady : action de creuser) Il fallait creuser la terre pour obtenir ce tubercule sauvage autrefois activement recherché en cas de disette. On apprenait aux enfants à le reconnaître en même temps qu'à compter. Une comptine célèbre commençait ainsi : isa ny aviavy, roa ny amontana, telo fangady, « un l'aviavy, deux l' amontana, trois le fangady» [1.196]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14