Teny iditra | fanenjana (henjana) | |
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina manenjana, misintona mba ho henjana Azo henjanina [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Ce qu’il faut raidir, la manière de tendre [1.3] | |
Ohatra | Manenjana ny lelany toy ny fanenjana tsipìka izy mba handefa lainga.
[2.996] | |
Fivaditsoratra | fananjeña, fanenjana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/08 |