Teny iditra | fanenenana (nenina) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Alahelo ao am-po noho ny ratsy natao, omban' ny fikasana tsy hanao intsony amin' ny ho avy [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Regret, contrition [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Regret, remords [1.8] | |
Voambolana | Ontam-po | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |