Teny iditra fandrotsirotsiana (rotsirotsy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanetsiketsehana ny zaza eo am-pofoana na eo amin' ny sandry mba hampatory na hampangina azy mitomany, na hahafinaritraritra azy fotsiny [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20