Teny iditra fandriky > fandrika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavatra atao hisamborana biby, indrindra ny vorona: Fandri-boalavo
Fitaka atao hamelezana ny hafa
Fitanana mialoha [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A snare, a trap, a gin. Applied also to words used to ensnare any one. [1.2]
 A trap [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Piège [1.8]
 Piège, nasse [1.13]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Mpanahaka  vovo
Ohabolana