Teny iditra | fandrika | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Zavatra atao hisamborana biby, indrindra ny vorona: Fandri-boalavo Fitaka atao hamelezana ny hafa Fitanana mialoha [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | A snare, a trap, a gin. Applied also to words used to ensnare any one. [1.2] | |||||||||||||||
A trap [1.7] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Piège [1.8] | |||||||||||||||
Piège, nasse [1.13] | ||||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| |||||||||||||||
Mpanahaka | vovo | |||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny fandrika io | |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |