Teny iditra | fandrefesana haambo | |
Singan-teny | fandrefesana ; haambo | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba fandrefesana elanelan-kambosana ary famaritana ny haabon'ny teboka [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Nivellement [1.13] | |
Tovy hevitra | fandrefesan-kaambo ~ lanja haambo | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16 |