|
|
|
|

Teny iditra1  fandrefesana (refy)
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fijerena firy refy ny haavon' ny zavatra iray; famantarana ny halavan' ny zavatra iray; fitaovana entina mandrefy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  mesure, mesurage [1.13]
Ohatra  5  Tsy nisy loatra ny adi-varotra, fa metatra hazo no fandrefesana. [2.356#]
6  eo amin' ny iray metatra eo ho eo amin' ny fandrefesana ankehitriny. [2.436#]
7  Nandefa vadintany nankany Isandra Andrianampoinimerina nitondra ny vata famarana sy ny mizana ary ny fandrefesana mba hampiasaina any. [2.508#]
Kamban-teny 
Lahatsoratra  11  Randzavola: fandrefesana ao amin' ny Baiboly (=> fandanjana)

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11