Teny iditra | fandefasam-peo | |
Singan-teny | fandefasana ; feo | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny anglisy | A radio transmitter; the act of radio transmission [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | émetteur de radio; émission radiophonique [1.8] | |
Ohatra | Izao dia tafaverina eto Parisy indray ary eto amin' ny fandefasampeo aho izao.
[2.332] | |
Voambolana | Haitao | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/24 |