Teny iditra fandefasana (lefa)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fampandehanana (olona) any amin' ny na any an-...: Fandefasana iraka any am-pita
Fampitondrana: Hajia ohatrinona no hilaina amin' ny fandefasana itỳ taratasy itỳ?
Fitifirana, fitorahana: Homeko baiko ianao alohan' ny fandefasana ny vato
Fanafahana, famotsorana: Noho ny fetim-pirenena, dia misy fandefasana gadra vitsivitsy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The act of setting free; sending, shipping [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Action de libérer, de relâcher; envoi, expédition [1.8]
Ohatra 
1Asa, mety hohadino angamba ny fandefasana ireo porofo? [2.445]
2fa saingy mitovy amin'ny fandefasana vato nasiana menaka izany. [2.424]
Tovy hevitra fandefana
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/24