|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fanday
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Biby kely lavalava sady malemilemy misy lay, izay miofo ho lolo
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] [root lay, a nettle.] A species of hairy caterpillar.
5  [1.7] a caterpillar
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] chenille
Voambolana  7  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Fototeny  8  lay

Teny iditra (2/2)9  fanday
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny frantsay  11  [1.196] (de lay : poils, duvets) Nom donné à diverses plantes ayant une pilosité particulièrement visible. Notamment : Byttneria melleri Baker (Malvaceae), Triumfetta pilosa Roth. (Malvaceae). Plantes qui fournissent des fibres de corderie. [Betsimisaraka]
Voambolana  12  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  14  andafy, fadina, fanady, fanday, fandia, nafadi

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21