Teny iditra | fanady (tady) | |
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina manady, manao tady Azo tadina: Tsy mba fanady ny kiran' itỳ zavamaniry itỳ [1.1] | |
Fivaditsoratra | andafy, fadina, fanady, fanday, fandia |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |