Teny iditra fandavantena
Singan-teny fandavana ; tena
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Abnégation, volonté, disponibilité [1.5]
Ohatra 
1Volana vitsivitsy feno fandavantena toy izany no nolaniny tao Vohipeno. [2.499]
2Nampianatra ny amin' ny fandavantena sy ny fahazotoana izy, ka ny fanaon' ny mpifanala hazakazaka ho nataony ohatra. [1.38]

Nohavaozina tamin' ny 2024/03/21