Teny iditra fandatsa (latsa)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mandatsa na maneso ny sasany amin' ny fahoriana na fahavoazana mahazo azy
Azo latsaina: Ny voa tsy fidiny tsy mba fandatsa [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Celui qu’on insulte ordinairement, la manière de railler [1.3]
Ohatra Mba hahatonga ny taniny ho lao, sy ho zavatra fandatsa mandrakizay; [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/07