Teny iditra fandanja (lanja)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mandanja na manombana ny havesatry ny zavatra amin' ny alalan' ny mizana
Azo lanjaina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Ce qu’on peut peser, examiner , calculer, manière de peser [1.3]
Ohatra 
1Samy diso fandanja sy diso fandrefy: ka iza àry no itokianao sy itokian' ny olona hahalala ny marina? [2.296]
2... ny mofo manify tsy misy lalivay, ny endasina amin' ny lapoaly sy ny zavatra voaharo, ny zavatra fandanja amam-pamatra rehetra. [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/07