Entrée fandaniana (lany)
Partie du discours nom
Explications en anglais  [Hallanger 1973] consumption, using up
Explications en français  [Hallanger 1974] consommation, l'action de dépenser
Exemples 
1 [SeFaFi , page 2004/06/11] Ireo lalàna ireo no mamela ny Fanjakana haka hetra sy hanao fandaniana.
2 [Wresinski: Mahantra] Tsy nampaninona ny varotra ny fandaniana kely dia kely nataon-dry zareo.
3 [Madagascar Tribune ] ny fihoarana amin' ny fandaniana voafetra (les dépassement de la puissance souscrite)

Mis à jour le 2020/07/31