Teny iditra | fandala (lala) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina mandala [1.1] | |
Teny iditra | fandala (lala) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Tokony hokarakaraina, hotandremana, hotandrovina: Fandala toy ny vola aman-karena ny firaisan-kina [1.1] | |
Teny iditra | fandalà | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [Bara, Taisaka] Fisaonana [1.78] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |