Teny iditra | fandady (lady) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina mandady, izany hoe mikisaka amin' ny tany, mandeha amin' ny tongotra sy ny tanana, mananika [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | La manière de ramper [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/03 |
![]() |