Entrée fanangana (tsangana)
Partie du discours nom
Explications en malgache Nofon-kena malemy voahodidina taolana ao amin' ny soroky ny omby [1.1]
Vocabulaire 
Synonymes fanangany

Entrée fanangana (tsangana)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fomba entina manangana [1.1]

Entrée fanangana (tsangana)
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Azo atsangana: Tsy fanangana ny zaza maditra toy ireny [1.1]

Anagrammes fanganana

Mis à jour le 2020/07/31