Teny iditra | fanalamboady | |
Singan-teny | fanala ; voady | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny anglisy | A sacrifice. [1.2] | |
Ohatra | Dia nataony ny fanalamboady, dia naka ravin-kazo iray sy ny fakany izy, dia lasa.
[1.406] | |
Lahatsoratra | Randzavola: fanalamboady ao amin' ny Baiboly (=> fanatitra) | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/20 |