Entrée |
fanaka
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Anarana ilazana ireo zavatra ilaina na ampiasaina fomban' ny tokantrano, toy ny seza, farafara... [Rajemisa 1985]
|
Explications en anglais | the furniture of a house, the contents of a box, a vase, a school, etc.; not used in speaking of money, however. [Richardson 1885]
|
| furniture and household furnishings [Hallanger 1973]
|
Explications en français | les meubles et ustensiles d'une maison [Abinal 1888]
|
| ameublement [Hallanger 1974]
|
Mots composés, titres, noms |
|
Exemples | Efitra iray amin' irony trano mihaja ankehitriny irony, voaravaky ny fanaka sarobidy no nifanandrinan' ny tanora roa nonenan' ny bika sy ny tarehy, izay tsy ambany vidy noho ny fanaka nanotrona azy. [Andriamalala: Taolambalo, page 21]
|
|
Entrée |
fanakà
(akà)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fomba entina manakà na mody tsy mahalala, manantsafa, mananihany [Rajemisa 1985]
|
|