Teny iditra fanabeazana (be)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanolokoloana ny zaza mba hanomezana azy toetra tsara ka hahatonga azy ho lehibe, ho olom-banona: Zava-tsarotra, ary manombokaindrindra eo amin' ny fianakaviana, ny fana beazana ny zaza [1.1]
Fanazavàna teny frantsay éducation [1.13]
Ohatra 
1Tsy ampy fanabeazana fototra ny olona; [2.445]
2nitarika azy hitia ny hafa ny fanabeazana azony. [1.369]
3Heveriko fa fanabeazana ilaina amin' ny ankizy izany. [2.4]
Kamban-teny 
Zanakanarana Fanazarana hiteny, fanabeazam-boho (Ranaivomanana Raymond)
Voambolana ampiasaina eo amin' ny fanabeazana ny tanora ho olom-pirenena
Voambolana momba ny fanabeazana sy ny fanofanana

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/04