Teny iditra fampiofanana (ofana)
Sokajin-teny anarana
Ohatra Nodradradradraina tamin' ny haino aman-jery loatra ny fampiofanana azy ireo, ka hijery sy hiandry izay hataon' izy ireo fotsiny ireo mpiara-miasa aminy ireo. [4.27]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20