Teny iditra fampandrosoana (roso)
Sokajin-teny anarana
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: fofifa
Ohatra 
1Nony vita ny fampandrosoana ny ankabeazan' ny olonadia mba niantso ny zanany efa-mianadahy hisakafo, Rasoa. [2.470]
2Aoka ny zavatra rehetra hatao ho fampandrosoana. [2.996]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20