Teny iditra famonto (vonto)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tsodrano, fanambinana: Hoy ny mpitsitsika mamarana ny fomba atao rehefa milefona omby: Izay mitady hivadika, hifoteran' ny lefona eny an-tanany anie izy! Fa raha mahatana izao lefona omby izao kosa, modia famonto [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [Mod. s. from mamonto (vonto).] A benediction. [1.2]
Ohatra Fa izay mitana ny teny kosa, modia famonto, ho vonton'ny tsodrano. [2.508]

Teny iditra famonto (vonto)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mamonto, mandena ho vonto, manaboboka [1.1]

Teny iditra famonto
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay (de vonto : état de ce qui est enflé, gonflé ; remède contre l'enflure après luxations et foulures). Les plantes désignées par ce nom sont écrasées fraîches et appliquées en tropique sur la partie luxée après réduction de l'entorse. On en fait aussi des bains de vapeur et des inhalations car ce sont des espèces aromatiques. On utilise surtout sous ce nom :
[Merina] Pluchea tomentosa var. transiens Humbert
[Sihanaka] Pluchea tomentosa DC.
[Betsimisaraka] Pluchea aphanantha (Baker) Humbert
[Taisaka] Pluchea bojeri (DC.) Humbert (Asteraceae). [1.196]
Anarana siantifika Pluchea aphanantha, Pluchea bojeri, Pluchea tomentosa, Pluchea tomentosa var. transiens
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31