Teny iditra | fahita (hita) | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Hita matetika: Tsy fahita intsony itony lamba itony ankehitriny [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Ce qui se voit habituellement, manière de trouver [1.3] | ||||||
Ohatra |
| ||||||
Kamban-teny |
| ||||||
Fivaditsoratra | fahita, fitaha, tafiha |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/27 |