Teny iditra fahataperana (tapitra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy The end, the finish [1.7]
Fanazavàna teny frantsay La fin [1.3, 1.8]
Ohatra Tsy nisy fahataperana izany vahoaka be rehetra izany, dia ireo rehetra ireo izay notarihiny làlana avy eo aloha. [2.996]

Teny iditra fahataperana (tapitra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay La saleté [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31