Teny iditra fahandevozana (andevo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy A state of slavery; cf. fanandevozana [1.7]
Fanazavàna teny frantsay L'esclavage, la condition d'esclave [1.3]
 état d'esclavage; cf. fanandevozana [1.8]
Ohatra ary mba hanafahany izay rehetra nandany ny fiainany rehetra tamin'ny fahandevozana noho ny tahotra ny fahafatesana. [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20