|
|
|
|

Teny iditra1  fahadiovam-po
Singan-teny  2 fahadiovana, 3 fo
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny anglisy  5 pureness of heart: Izay tia fahadiovam-po, dia milaza soa ny molony. Sady sakaizan' ny mpanjaka izy (He that loveth pureness of heart, for the grace of his lips the king shall be his friend) [2.296.en#24:22:11]
Fanazavàna teny frantsay  6 les coeurs purs: Izay tia ny fahadiovam-po sy mahafinaritra ny tenin' ny molony, dia ho sakaizan' ny mpanjaka (Celui qui aime les coeurs purs, qui a la grâce sur les lèvres, a le roi pour ami) [2.296.fr#24:22:11]
Ohatra  7  Nifindra tamiko tsikelikely ny fahadiovam-pony ary tonga nihevitra ny fahorian' ny hafa aho. [2.285#144]

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/06