Teny iditra erika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Orana madinika sy manify nefa mahalena rehefa mijojo elaela
Laviana, roram-piso, amanim-boalavo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Drizzling rain [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Pluie fine, crachin [1.8]
Ohatra 
1Nijojo ihany ny erika. [2.529]
2Fa nikija ihany ny erika. [2.5]
3Midona kanefa tsy fahavaratra, fa erika kely no re mifafy. [1.277]
Voambolana 
Sampanteny 
 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra erika
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] An expletive, used as follows: Ataovy erika (Do it again, continue) ~ Avia erika (Come now) ~ Sahaza erika (quite enough) Tiako erika izy (I love him still) [1.2]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31