Entrée donika
Partie du discours nom
Explications en malgache Aretina mampivonto ny foto-tsofina: ny amantarana azy voalohany mandrakariva dia ny fivontosan' ilay mosavin-kena atao hoe glandes parotides eo ambanin' ny sofina indrindra sy tandrifiny [Rajemisa 1985]
Explications en français tumeur au-dessous des oreilles [Abinal 1888, Rajemisa: Vakoka]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31