Teny iditra |
dada
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fiantsoana na filazana ny ray niteraka: tsy hisaraka aminao aho, ry dada. / Nankaiza àry i dada izay? Teny entina manaja ny lehilahy be taona, tokotokony ho rain' ny tena: Hialoha lalana anao aho, ry dada, fa aza fady [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Father, dad [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Père [1.8]
|
Ohatra |
1 | Manao ahoana i Dada?
[2.4]
|
2 | Nomen' i Dada azy ny adiresiko.
[2.472]
|
3 | Tao an-trano nivazavaza foana i dada.
[1.369]
|
|
Tovy hevitra | ~ ~ ~ ~ |
Kamban-teny |
|
Zanakanarana |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
dada
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Dihy tsinjaka mitsamboamboatra arahin' ny amponga, izay fanaon' ny lehilahy ihany [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A mode of dancing, in which the feet are made to imitate the beating of a drum [1.2]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
dada
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka]
adaladala
[1.78]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana]
Un peu fou, bête, cf. dahidahy
[1.19]
|
Tovy hevitra | |
|
Teny iditra |
dada
|
Sokajin-teny | anarana (lahy)
|
Fanazavàna teny frantsay | Hevi-mahazatra, hevi-tiana [1.66]
|
|
Teny iditra |
dada
|
Sokajin-teny | anarana (lahy)
|
Fanazavàna teny frantsay | (fitenin' ankizy) soavaly
[1.66]
|
|
Teny iditra |
Dada
|
Singan-teny | dada |
Sokajin-teny | anarana (lohatenin' boky)
|
Mpanoratra | Solonomenjanahary Ranivoarisoa Eugénie Monique |
Voambolana |
Tsanganana sy sary iray takila | Ny lohateny rehetra
|
|